Eksodosy 10:3 MG1865

3 Ary Mosesy sy Arona dia nankao amin'i Farao ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo: Mandrapahoviana no handavanao tsy hanetry tena eo anatrehako? alefaso ny oloko mba hanompo Ahy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 10

Jereo Eksodosy 10:3 amin'ny teny manodidina.