11 Ary toy izao no hataonareo, raha mihinana azy: ny valahanareo ho voasikina, ny kapanareo ho eo amin'ny tongotrareo, ary ny tehinareo ho eny an-tananareo; dia hohaninareo faingana izy, fa Paskan'i Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12
Jereo Eksodosy 12:11 amin'ny teny manodidina.