Eksodosy 12:12 MG1865

12 Fa handeha hamaky ny tany Egypta amin'izany alina izany Aho ka hamono ny matoa rehetra amin'ny tany Egypta hatramin'ny olona ka hatramin'ny biby fiompy; ary ny andriamanitry ny Egyptiana dia hotsaraiko avokoa: Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:12 amin'ny teny manodidina.