Eksodosy 12:14 MG1865

14 Ary izany andro izany dia ho fahatsiarovana ho anareo ka hotandremanareo ho andro firavoravoana ho an'i Jehovah; hatramin'ny taranakareo fara mandimby no hitandremanareo izany ho andro firavoravoana, ho lalana mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:14 amin'ny teny manodidina.