Eksodosy 12:3 MG1865

3 Mitenena ianareo amin'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka manaova hoe: Amin'ny andro fahafolo amin'ity volana ity dia aoka samy haka zanak'ondry iray avy izy rehetra, araka ny fianakaviany, dia zanak'ondry iray avy no ho an'ny isan-trano;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:3 amin'ny teny manodidina.