Eksodosy 12:4 MG1865

4 ary raha vitsy loatra ny iray trano ka tsy mahalany zanak'ondry iray, dia aoka izy sy izay namany mifanakaiky trano aminy haka araka izay isan'ny olona; ny olona rehetra samy araka izay tokony ho laniny avy no hanisanareo ny zanak'ondry.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:4 amin'ny teny manodidina.