2 Hamasino ho Ahy ny lahimatoa rehetra, dia izay voalohan-teraka rehetra eo amin'ny Zanak'Isiraely, na olona na biby fiompy: Ahy ireny.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 13
Jereo Eksodosy 13:2 amin'ny teny manodidina.