Eksodosy 13:21

Malagasy Bible

21Ary Jehovah nandeha teo alohany tamin'ny andri-rahona raha antoandro hitari-dalana azy, ary tamin'ny andri-afo nony alina ho fahazavana ho azy, handehanany andro aman'alina.

Eksodosy 13:21 — MG1865