Eksodosy 13:9 MG1865

9 Dia ho famantarana ho anao eo amin'ny tananao ary ho fampahatsiarovana eo ambonin'ny handrinao izany, mba ho ao am-bavanao ny lalàn'i Jehovah: fa tanana mahery no nitondran'i Jehovah anao nivoaka avy tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 13

Jereo Eksodosy 13:9 amin'ny teny manodidina.