Eksodosy 14:24 MG1865

24 Ary tamin'ny fiambenana maraina dia nijery ny tobin'ny Egyptiana tao amin'ny andri-afo sy ny rahona Jehovah ka nampifanaritaka ny tobin'ny Egyptiana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:24 amin'ny teny manodidina.