Eksodosy 14:25 MG1865

25 Ary nanala ny kodian'ny kalesiny Izy ka nampahasarotra ny nandehanany, dia hoy ny Egyptiana: Aoka handositra ny tavan'ny Isiraely isika, fa Jehovah no miady amin'ny Egyptiana ho an'ireo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:25 amin'ny teny manodidina.