Eksodosy 14:29 MG1865

29 Fa ny Zanak'Isiraely kosa nandeha tamin'ny tany maina teo afovoan'ny ranomasina; ary ny rano dia tonga fefy ho azy teo amin'ny ankavanany sy teo amin'ny ankaviany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:29 amin'ny teny manodidina.