Eksodosy 14:30 MG1865

30 Izany no namonjen'i Jehovah ny Isiraely tamin'izany andro izany mba tsy ho azon'ny Egyptiana; ary hitan'ny Isiraely teny amoron'ny ranomasina ny fatin'ny Egyptiana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:30 amin'ny teny manodidina.