Eksodosy 14:31 MG1865

31 Ary rehefa hitan'ny Isiraely ny asa lehibe izay nataon'ny tànan'i Jehovah tamin'ny Egyptiana, dia natahotra an'i Jehovah ny olona ka nino an'i Jehovah sy Mosesy mpanompony.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:31 amin'ny teny manodidina.