Eksodosy 15:1 MG1865

1 Ary Mosesy sy ny Zanak'Isiraely dia nihira izao fihirana izao ho an'i Jehovah ka nanao hoe: Hihira ho an'i Jehovah aho, fa avo indrindra Izy; ny soavaly sy ny mpitaingina azy efa nariany ao amin'ny ranomasina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15

Jereo Eksodosy 15:1 amin'ny teny manodidina.