Eksodosy 14:9 MG1865

9 Koa nanenjika azy ny Egyptiana, dia ny soavaly rehetra mitarika ny kalesin'i Farao sy ny soavaliny fitaingina ary ny miaramilany, ka nahatratra azy nitoby teo amoron'ny ranomasina, teo anilan'i Pi-hahirota, tandrifin'i Balazefona.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:9 amin'ny teny manodidina.