Eksodosy 15:22 MG1865

22 Ary Mosesy nitondra ny Isiraely nifindra avy teo amoron'ny Ranomasina Mena, dia nandroso ho any amin'ny efitra Sora izy; ary nandeha hateloana tany an-efitra izy fa tsy nahita rano.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15

Jereo Eksodosy 15:22 amin'ny teny manodidina.