23 Dia tonga tao Mara izy, fa tsy nahasotro ny rano tao Mara, satria nangidy izany; koa izany no nanaovany ny anarany hoe Mara
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15
Jereo Eksodosy 15:23 amin'ny teny manodidina.