Eksodosy 16:15 MG1865

15 Ary rehefa hitan'ny Zanak'Isiraely izany, dia nifanontany hoe izy: Inona itony? satria tsy fantany ireny. Dia hoy Mosesy taminy: Itony no mofo izay nomen'i Jehovah ho fihinanareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:15 amin'ny teny manodidina.