Eksodosy 16:16 MG1865

16 Izao no teny izay nandidian'i Jehovah: Samia manangona azy ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran'ny vata omera avy ho amin'ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra ianareo rehetra ho an'izay ao an-dainy avy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:16 amin'ny teny manodidina.