Eksodosy 16:21 MG1865

21 Ary nanangona ny mana isa-maraina ny olona, dia samy araka izay fihinany avy; ary nony nafana ny andro, dia levona ireny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:21 amin'ny teny manodidina.