Eksodosy 16:22 MG1865

22 Ary nony tamin'ny andro fahenina dia nanangona avy sasaka noho ny isan'andro ny olona, dia indroan'ny vata omera ho an'ny isan-olona avy; dia avy ny lohan'ny fiangonana ka nanambara tamin'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:22 amin'ny teny manodidina.