Eksodosy 16:23 MG1865

23 Ary hoy Mosesy taminy: Izao no lazain'i Jehovah: Rahampitso dia tena andro fitsaharana masina ho an'i Jehovah; koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:23 amin'ny teny manodidina.