Eksodosy 16:24 MG1865

24 Dia namela izany ho tra-maraina izy, araka izay nandidian'i Mosesy; ary tsy mba maimbo na niteraka olitra izany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:24 amin'ny teny manodidina.