Eksodosy 16:5 MG1865

5 Ary raha mby amin'ny andro fahenina dia hamboariny izay azony; ary hisy indroa toraka izay angoniny isan'andro.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:5 amin'ny teny manodidina.