Eksodosy 16:6 MG1865

6 Ary hoy Mosesy sy Arona tamin'ny Zanak'Isiraely rehetra: Anio hariva dia ho fantatrareo fa Jehovah no nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:6 amin'ny teny manodidina.