Eksodosy 18:10 MG1865

10 Ary hoy Jetro: Isaorana anie Jehovah, Izay namonjy anareo ho afaka tamin'ny tanan'ny Egyptiana sy tamin'ny tànan'i Farao, dia Izay namonjy ny olona tsy hotapahin'ny Egyptiana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:10 amin'ny teny manodidina.