Eksodosy 18:11 MG1865

11 Ankehitriny dia fantatro fa lehibe Jehovah mihoatra noho ny andriamanitra rehetra, dia tamin'izay zavatra nentin'ny Egyptiana nirehareha tamin'ireny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:11 amin'ny teny manodidina.