Eksodosy 18:12 MG1865

12 Ary Jetro, rafozan'i Mosesy, nitondra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà ho an'Andriamanitra; dia nankao Arona sy ny loholon'ny Isiraely rehetra hiara-mihinan-kanina amin'ny rafozan'i Mosesy teo anatrehan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:12 amin'ny teny manodidina.