Eksodosy 18:13 MG1865

13 Ary nony maraina dia nipetraka hitsara ny olona Mosesy; ka dia nijanona teo anatrehan'i Mosesy ny olona hatramin'ny maraina ka hatramin'ny hariva.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:13 amin'ny teny manodidina.