Eksodosy 18:14 MG1865

14 Ary rehefa hitan'ny rafozan'i Mosesy izay rehetra nataony tamin'ny olona, dia hoy izy: Inona izao zavatra ataonao amin'ny olona izao? Nahoana no ianao irery ihany no mipetraka, fa ny olona rehetra kosa mitsangana eo anatrehanao hatramin'ny maraina ka hatramin'ny hariva?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:14 amin'ny teny manodidina.