Eksodosy 18:19 MG1865

19 Ary ankehitriny, dia maneke ny teniko, fa hanoro hevitra anao aho, ka Andriamanitra anie homba anao: Aoka ianao ho alalan'ny olona amin'Andriamanitra mba hitondranao ny teniny amin'Andriamanitra;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:19 amin'ny teny manodidina.