Eksodosy 18:25 MG1865

25 Dia nofidin'i Mosesy izay lehilahy mahay tamin'ny Isiraely rehetra ka nataony lohan'ny olona hanapaka azy, dia ho mpifehy arivo sy ho mpifehy zato sy ho mpifehy dimam-polo ary ho mpifehy folo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:25 amin'ny teny manodidina.