Eksodosy 18:6 MG1865

6 dia nampilaza tamin'i Mosesy izy ka nanao hoe: Izaho Jetro rafozanao avy hamangy anao, ary ny vadinao mbamin'ny zanany roa lahy koa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:6 amin'ny teny manodidina.