Eksodosy 19:1

Malagasy Bible

1TAMIN'ny volana fahatelo taorian'ny nialan'ny Zanak'Isiraely tamin'ny tany Egypta, dia tamin'izany andro izany no nahatongavany tany an-efitr'i Sinay.

Eksodosy 19:1 — MG1865