Eksodosy 19:11 MG1865

11 ary aoka samy hiomana ho amin'ny andro fahatelo izy; fa amin'ny andro fahatelo no hidinan'i Jehovah ho eo imason'ny olona rehetra eo an-tampon'ny tendrombohitra Sinay.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:11 amin'ny teny manodidina.