Eksodosy 19:23 MG1865

23 Ary hoy Mosesy tamin'i Jehovah: Tsy mahazo miakatra ho eto amin'ny tendrombohitra Sinay ny olona; fa Hianao nandidy anay ka nanao hoe: Fefeo ny tendrombohitra, ka hamasino izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:23 amin'ny teny manodidina.