Eksodosy 19:24 MG1865

24 Ary hoy Jehovah taminy: Mandehana midina, nefa miakara ianao, ka ento hiaraka aminao Arona; fa ny mpisorona sy ny olona dia aza avela hisisika hiakatra ho ao amin'i Jehovah, fandrao haringana izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:24 amin'ny teny manodidina.