Eksodosy 2:15 MG1865

15 Ary rehefa ren'i Farao izany zavatra izany, dia nitady hamono an'i Mosesy izy. Fa Mosesy nandositra ny tavan'i Farao ka nonina tany amin'ny tany Midiana; ny nipetraka teo anilan'ny lavaka fantsakana izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 2

Jereo Eksodosy 2:15 amin'ny teny manodidina.