Eksodosy 2:24

Malagasy Bible

24Ary Andriamanitra nandre ny fitarainany, dia nahatsiaro ny fanekeny tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.

Eksodosy 2:24 — MG1865