Eksodosy 20:17 MG1865

17 Aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao; aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 20

Jereo Eksodosy 20:17 amin'ny teny manodidina.