Eksodosy 20:22 MG1865

22 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Izao no lazaonao amin'ny Zanak'Isiraely: Hianareo efa nahita fa tany an-danitra no nitenenako taminareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 20

Jereo Eksodosy 20:22 amin'ny teny manodidina.