Eksodosy 20:23 MG1865

23 Koa aza manao andriamanitra volafotsy na andriamanitra volamena ho anareo ho fanampiko.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 20

Jereo Eksodosy 20:23 amin'ny teny manodidina.