Eksodosy 21:14 MG1865

14 Ary raha misy olona avy sahisahy amin'ny namany hamono azy amin'ny fahafetsena, dia halainao izy, na dia eo amin'ny alitarako aza, mba hovonoina ho faty.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 21

Jereo Eksodosy 21:14 amin'ny teny manodidina.