Eksodosy 24:1 MG1865

1 Ary hoy Izy tamin'i Mosesy: Miakara ao amin'i Jehovah ianao sy Arona sy Nadaba sy Abiho ary fito-polo lahy amin'ny loholon'ny Isiraely; ka miankohofa eny lavitra eny ianareo;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:1 amin'ny teny manodidina.