Eksodosy 24:10 MG1865

10 Dia nahita an'Andriamanitry ny Isiraely izy; koa ny teo ambanin'ny tongony dia toy ny fanganohanon'ny vato safira voavoatra, ary toy ny tenan'ny lanitra ny famirapirany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:10 amin'ny teny manodidina.