Eksodosy 24:16 MG1865

16 Ary ny voninahitr'i Jehovah nitoetra teo ambonin'ny tendrombohitra Sinay, ary ny rahona nanarona azy henemana; dia niantso an'i Mosesy tamin'ny andro fahafito teo afovoan'ny rahona Izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:16 amin'ny teny manodidina.