Eksodosy 24:8 MG1865

8 Ary nalain'i Mosesy ny rà ka natopiny tamin'ny olona, dia hoy izy: Indro ny ran'ny fanekena izay nataon'i Jehovah taminareo ny amin'izany teny rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:8 amin'ny teny manodidina.