Eksodosy 26:32 MG1865

32 Ary ahantòny amin'ny andry hazo akasia efatra izay voapateka takela-bolamena izy; ho volamena koa ny fihantonany; ary eo amin'ny faladia volafotsy efatra no hiorenany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 26

Jereo Eksodosy 26:32 amin'ny teny manodidina.