4 Ary manaova tadivavarana manga ho eo an-tsisin'ny ambainy iray, dia eo an-tsisin'ny anankiray efa voavitrana; ary manaova toy izany koa amin'ny ambainy farany, dia eo an-tsisin'ny anankiray efa voavitrana koa.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 26
Jereo Eksodosy 26:4 amin'ny teny manodidina.